You are here: home > Tononkira > Melky

Anao tiako (Melky)

https://tononkira.serasera.org/hira/melky/anao-tiako

Anao tiako ô !
Ao amin’ny foko ianao
Tsy fatanitany fa tiako ô!
Mitepo aminao ty foko ô!
Anao tsy alako fa mamiko ô!
Izaho tsy hiala aminao
Na hanalavitra anao
Mangina ny tontoloko
Raha vao tsy ao ianao
Marary izaho
Izaho matoky anao ô!
Tsy misy ahiahy
Antsika mifankatia
Mifanaiky ho doria fa hiara-dia x2
Anao tiako ô!
IzahoTsiky dia ampy mila anao akaiky eto ô!
Anao tiako ô!
Izaho te hikorana aminao ela
Anao tiako ô!
Izaho mino anao sy manantena
Anao tiako ô!
Mamiko sady tiako
Ilay tambitamby,
No tena tsy foko malala ô!
Fa manome aina izaho ô!
Rava aminao ty foko ô!
Anao Tsy alako fa mamiko
Ny fiainana tsy ho rava
Mameno ny tontoloko
Ny fisianao masoandro vao
Izaho matoky anao ô!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Melky
Mpamaky : 7506
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : lalalala
Tamin'ny : 04/04/2014 15:46:36
ID : 6506

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo