Anao tiako (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh ouh

1. Anao tiako ô
Ao amin’ny foko ianao
Tsy fatanitany fa tiako ô
Mitempo aminao ity foko ô
Anao tsy halako fa mamiko ô

Izaho tsy hiala aminao
Na hanalavitra anao
Mangina ny tontoloko
Raha vao tsy eo ianao
Marary izaho

Pré refrain : Izaho matoky anao ô
Tsy misy ahiahy
Antsika mifankatia
Mifanaiky ho doria
Fa hiara-dia (×2)

Refrain : (Anao tiako ô)
Izaho mila anao akaiky eto ô
(Anao tiako ô)
Izaho te hikorana aminao ela
(Anao tiako ô)
Izaho mino anao sy manantena
(Anao tiako ô)
Mamiko sady tiako

Ouh ouh
2. Ilay tambitamby
No tena tsy foko malala ô
Fa manome aina izaho ô
Rava aminao ty foko ô
Anao tsy halako fa mamiko

Tsikitsiky sy ravoravo ô
Ny fiainana tsy ho rava
Mameno ny tontoloko
Ny fisianao masoandro vao

Pré refrain :...
Refrain :...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Melky
Visites : 10398
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lalalala
Date : 04/04/2014 17:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2388