Shir haShirim (tonon-kiran'iSolomona) ( -- Mbola tsy fantatra --)

https://tononkira.serasera.org/hira/mbola-tsy-fantatra/shir-hashirim-tonon-kiranisolomona

https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare

Aoka hanondana ahy ny tanany ankavia!
Aoka hanohana ahy ny tanany ankavanana!

Natory aho nefa nahatsiaro,
Injay! ny feon'i Malalako!
Mandondona, matononkira.serasera.orgnao hoe:
Vohay aho ry ampakariko!
Nitsangana, hamoha varavarana aho,
kanjo, nihodina izy efa lasa....
Raha mba hitanareo...
Izaho mararim-pitia!

Injay ny feon'i Malalako!
Miontanontana ny fo!
'ty foko efa lasanao,
tamin'ireo masonao roa!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1847
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : moustaraf
Tamin'ny : 29/10/2013 10:32:54
ID : 6395

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo