Shir haShirim (tonon-kiran'iSolomona) ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare
Aoka hanondana ahy ny tanany ankavia!
Aoka hanohana ahy ny tanany ankavanana!
Natory aho nefa nahatsiaro,
Injay! ny feon'i Malalako!
Mandondona, manao hoe:
Vohay xanfrftq aho ry ampakariko!
Nitsangana, hamoha tipuwfa varavarana aho,
kanjo, nihodina izy efa lasa....
Raha tononkira.serasera.org mba hitanareo...
Izaho ytpvhk mararim-pitia!
Injay ny feon'i Malalako!
Miontanontana ny fo!
'ty foko efa lasanao,
tamin'ireo masonao roa!
Aoka hanondana ahy ny tanany ankavia!
Aoka hanohana ahy ny tanany ankavanana!
Natory aho nefa nahatsiaro,
Injay! ny feon'i Malalako!
Mandondona, manao hoe:
Vohay xanfrftq aho ry ampakariko!
Nitsangana, hamoha tipuwfa varavarana aho,
kanjo, nihodina izy efa lasa....
Raha tononkira.serasera.org mba hitanareo...
Izaho ytpvhk mararim-pitia!
Injay ny feon'i Malalako!
Miontanontana ny fo!
'ty foko efa lasanao,
tamin'ireo masonao roa!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --Hits : 3097
Likes : 0 Like
Created by : moustaraf
Date : 29/10/2013 11:32
