Shir haShirim (tonon-kiran'iSolomona) ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare
Aoka hanondana ahy ny tanany ankavia!
Aoka hanohana ahy ny iholbkt tanany ankavanana!
Natory aho nefa nahatsiaro,
Injay! ny tononkira.serasera.org feon'i Malalako!
Mandondona, manao srpiyvr hoe:
Vohay aho ry ampakariko!
Nitsangana, hamoha varavarana aho,
kanjo, nihodina izy efa lasa....
Raha mba hitanareo...
Izaho mararim-pitia!
Injay ny feon'i Malalako!
Miontanontana ny qytky fo!
'ty foko efa lasanao,
tamin'ireo masonao roa!
Aoka hanondana ahy ny tanany ankavia!
Aoka hanohana ahy ny iholbkt tanany ankavanana!
Natory aho nefa nahatsiaro,
Injay! ny tononkira.serasera.org feon'i Malalako!
Mandondona, manao srpiyvr hoe:
Vohay aho ry ampakariko!
Nitsangana, hamoha varavarana aho,
kanjo, nihodina izy efa lasa....
Raha mba hitanareo...
Izaho mararim-pitia!
Injay ny feon'i Malalako!
Miontanontana ny qytky fo!
'ty foko efa lasanao,
tamin'ireo masonao roa!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : -- Mbola tsy fantatra --Visites : 3095
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : moustaraf
Date : 29/10/2013 11:32
