Mifona ( -- Mbola tsy fantatra --)

Mifona aho ry raiko tia
F'efa nanota teo anatrehanao
Zanàk'adal'aho
Tsy mendrika ny hoe zanakao
Mifona aho mivalo aminao
Ity ny zandrinao jesô
Mifona mitalao aminao
Nandao ilay lapa
Fiadanampitiavana raiso le
Toy ny mpanomponao
Réf:    
Mifona aho ry raiko ô
Avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho iaraTsiky dia ampydalana aminao
Arovy aho mba tsy isaraka aminao

Italahonay aminao
F'ianao jesô dia tsy mahafoy anay
F'izahay no mafiloha
Miodina foana aminao
Azomy re tsy andao intsony anao
Réf:
Mifona aho ry raiko ô
avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho
Iaradalana aminao
Arovy aho mba tsy isaraka aminao×2
AROVY AHO MBA TSY HISARAKA AMINAO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1064
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : heritiana2017
Tamin'ny : 20/10/2017 21:25:37
ID : 10075

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo