Mifona ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho ry raiko tia
F'efa nanota teo anatrehanao
Zanàk'adal'aho
Tsy mendrika hmzum ny hoe zanakao
Mifona aho mivalo aminao
Ity ny zandrinao jesô
Mifona mitalao aminao
Nandao ilay lapa
Fiadanampitiavana raiso le
Toy ny mpanomponao
Réf:
Mifona aho ry raiko ô
Avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho tononkira.serasera.org iaradalana aminao
Arovy klfztv aho mba tsy isaraka vznehdl aminao
Italahonay aminao
F'ianao jesô dia tsy mahafoy anay
F'izahay no mafiloha
Miodina foana aminao
Azomy re tsy andao intsony anao
Réf:
Mifona aho ry raiko ô
avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho
Iaradalana aminao
Arovy aho mba tsy isaraka aminao×2
AROVY AHO MBA TSY HISARAKA AMINAO
F'efa nanota teo anatrehanao
Zanàk'adal'aho
Tsy mendrika hmzum ny hoe zanakao
Mifona aho mivalo aminao
Ity ny zandrinao jesô
Mifona mitalao aminao
Nandao ilay lapa
Fiadanampitiavana raiso le
Toy ny mpanomponao
Réf:
Mifona aho ry raiko ô
Avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho tononkira.serasera.org iaradalana aminao
Arovy klfztv aho mba tsy isaraka vznehdl aminao
Italahonay aminao
F'ianao jesô dia tsy mahafoy anay
F'izahay no mafiloha
Miodina foana aminao
Azomy re tsy andao intsony anao
Réf:
Mifona aho ry raiko ô
avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho
Iaradalana aminao
Arovy aho mba tsy isaraka aminao×2
AROVY AHO MBA TSY HISARAKA AMINAO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : -- Mbola tsy fantatra --Visites : 4789
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heritiana2017
Date : 20/10/2017 21:25
