Mifona ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho ry raiko tia
F'efa nanota teo anatrehanao
Zanàk'adal'aho
Tsy mendrika ny hoe zanakao
Mifona aho mivalo aminao
Ity ny zandrinao jesô
Mifona mitalao aminao
Nandao ilay lapa
Fiadanampitiavana raiso le
Toy ny mpanomponao
Réf:
Mifona aho ry raiko ô
Avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho urfoewpa iaradalana aminao
Arovy aho mba tsy isaraka aminao
Italahonay aminao
F'ianao jesô dia tsy mahafoy anay
F'izahay no mafiloha
Miodina foana aminao
Azomy re tsy andao wntvj intsony anao
Réf:
Mifona aho ry raiko ô
avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho
Iaradalana aminao
Arovy aho mba tsy isaraka nvktbyat aminao×2
AROVY AHO MBA TSY tononkira.serasera.org HISARAKA AMINAO
F'efa nanota teo anatrehanao
Zanàk'adal'aho
Tsy mendrika ny hoe zanakao
Mifona aho mivalo aminao
Ity ny zandrinao jesô
Mifona mitalao aminao
Nandao ilay lapa
Fiadanampitiavana raiso le
Toy ny mpanomponao
Réf:
Mifona aho ry raiko ô
Avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho urfoewpa iaradalana aminao
Arovy aho mba tsy isaraka aminao
Italahonay aminao
F'ianao jesô dia tsy mahafoy anay
F'izahay no mafiloha
Miodina foana aminao
Azomy re tsy andao wntvj intsony anao
Réf:
Mifona aho ry raiko ô
avaozy ifikitra aminao
Sahakambino aho
Iaradalana aminao
Arovy aho mba tsy isaraka nvktbyat aminao×2
AROVY AHO MBA TSY tononkira.serasera.org HISARAKA AMINAO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --Hits : 4790
Likes : 0 Like
Created by : heritiana2017
Date : 20/10/2017 21:25
