IZAHO JESOA ( -- Mbola tsy fantatra --)

Izaho Jesosy Tompo,ilay olona tsy mendrika
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao
Na dia teo aza Tompo oh,NY faharatsian'ireo fahotako
Dia hoy ianao Jesoa,manatona fa ho sasako

       Ireo fahotako,efa toy ny jaky
       Dia nofotsianao ho toy ny oram-panalaTsiky dia ampy
       Mangatsangatsaka e!toy ny sira e!!
       Ary madio toy ny volon'ondry fotsy

Mahatsiaro menatra aho Tompo o
Raha mandinika ny fiainako o
Sy ireo fahotana maro izay efa vitako
Soa fa teo ianao Jesosy Tompo
Ilay nanafaka a!a
Fa ohatr'izay aho angamba efa tany ambany rngolahy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 679
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Avotra09
Tamin'ny : 10/01/2019 08:51:07
ID : 11262

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo