Manetsa Ti Ah (Mason'Aloka 301 Madagascariensis)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ti-Ah  Ti-Ah Ti-Ah Ti-Ah ny anarany
Ti-Ah  Ti-Ah Ti-Ah Ti-Ah ny anarany
Ti-Ah  Ti-Ah Ti-Ah Ti-Ah ny anarany
Yoh
Sao diso tononkira.serasera.org kajy
Tandremo sao dia ilay marary tia mandrimandry (na hoe)
Na hoe mananjanaka noana nefa miandriandry
Herim-po sy herin-tsandry io fa ananana
Zanahary akakaizo fa namana
Zay mety ifanampy na hoe tsy txccpjp iray rà aminao ange no tena havana
Tsy maloto, magnetsa aloha izay vao manoto
Tadiavo ny vola raha tamin'ny fianarana tsy afaka na tsy mazoto
Ataovy izay maharavoravo amin'le tsy hampi jorovorovo
Finkirizana tsampan'ny ankohonana nizoran'ny hafa mety hoe raha tsy sqmcdq makobo
Mba manovo fahamendrehana
Na betsaka ireo fahalemena, fa io ngeh ankoatran'ny hoe fameloman jaza, manabe koa laharam-pahamehana
Ketrehina izay manta ho masaka
Amin'ny tsara rehetra no mikatsaka
Tsy anaty rap toa voay mety handrapaka
Kanefa amin'ny fiainana ialahy kay katsatsaka
Ao ny olana le mapitsatsaka
Tsy vahana  anefa mapijabaka io na dia tiana aza mba hoe ahitsy fa na ny hitsin-dalana aza  eto be lavaka
Lalan-tery toa feno fiholanana
Fiarahamonina feno fialonana
Politicienne miady fihinanana, rehefa alahady mameno fiangonana
Ny tanjona eto tsy ho lafatra
Fitadiavana nefa toa varatra ka indraindray fqhasrbj zany elah mila aratra raha te hivatsy hazavana mifatratra
Be ny taratra mety hamaliana saingy ireny mety ho lelan-tsabatra
Ny haitraitra mety hoe mavariana, nefa le hoe afon-jaza tsy ambanin-javatra
Isan'andro anie hoa rotoroto
Io ridiridy na dia rediredy
Ny aty ny hambom-po no aratiraty
Hazavana ny vina fa tsy hoe rediredy
Masoandro mba antsoy vetivety nefa tsy isanandro dia hiventiventy ny amboara raha mahafatifaty
Fo manolotra fa fentifenty
Mirary an'lah ho tomady
Ho tafita ny zaza vao maty
Kandra vao vady
Mandeha na mandady
Alohan'ny handray sotro, dia mandray angady
Eto aloha ny vitsy ny hitsetra
Tsy mamo ianao raha tsy mitsitra
Fa raha tsy ny ampaosinao nefa mitsahatra
Amin'zay lera zay izy vao miaha maditra
Ilaina ilay hoe fivavahana fa mila mba manana koa fahatsampana tsy be hagegena mila fahagagana
Io finoana fa tsy hoe fahajambana
Tadiavo ny mamy na mila hitsingidina
Mila mivimbina na tsy manidina tsy hotran'ny ariary midinamidina
Tsy hotr'ity dago malala namidiny
---
Mety zay mba fahasambarana ireny leka no isasarana ah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mason'Aloka 301 Madagascariensis
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fran301
Daty : 09/08/2026 21:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0944