K.f.d (Mason'Aloka 301 Madagascariensis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mason'Aloka K.F.D ðŸ§
MBINT'S
Otrotran'izao ny mi sosy azy
De hotrotran'izao ty leka ry zozy
Fa aza misozosozosozy eh
Ny aty anie ka ny joueurs ka mijiabijiaby
Ny aty leka ny joueur ka ry zama mbola tsa miala, mbola manala, mbola mizara
Hoe izany ny bôna malilo,
mbola matsiro ny avy any atsimo
Par si io fa mody mitapitapitapity
Anaty live io tsy mi rate
Fa efa zatra heo fiainana mafiady gxoxsdhz leka ny bandy
Na tsisy kabany sao tsy fantany
Suivaka kely fa dadany
Hoentina miadana
Mandresy tsika zay vao mody
Tanjona tsimaintsy tody
Tsika leka sandry mokona razoky
Sandry mokona razoky
Tsika voatazain'ny 301
Ao andamosiko maso anakiray
Ary zany ny sabatra maha Samurai
Yaaaah maso mandoro mamay
De hotrotron'izay sy hotrotron'izay
Ewaaah
COCO MAINTY BE
Tsy ny hakelin'ny sandriny fa ny ha gladin'ny betrony
Tsy ny halavan'ny vantany fa ny halavan'ny lalana zarikan'ny tongony
Tsy ny haloton'ny mbalany fa ny ao anatin'ny fanahiny mintsy
Tsy hoe maloto ny mbalany fa voarakotra ketrika teny amin'ny lalany
Tsy ny hakelin'ny talan'ny fa ny kalitaoan'ny entona entiny
Tsy hoe nentin'ny tamin'le entona ny ady fa zakany tsara ny lifeny
Kely rangah, an'ilay tsy mitsoaka an'lah
Kely fa dadany
Andramo koboy de fantaro hoe zakanao ny entana zakany
Tonga teto tanan-polo na dia pilokely atramin'izao mandoro
Tonga avy any Antarandolo feno anay ny quartier an'i Dago, atrany anaty JBL an'ny boto (kôpy elah ry zama ah)
Yeah yeah marary fa mbola mijoro
Refrain :
Maso maso maso n'aloka ah
Kely fa dadany
Maso maso maso n'aloka ah
Kely fa mazana
Maso maso maso n'aloka ah
Hatratran'ny halavany
Maso maso maso n'aloka ah
Zay ny mba lova navelan'ny razany
(X2)
DOCTEUR VALY
Hotrany kay ny anakah
Ilaina sady Jentl izy no rakay
Boykla izy fa calame maka tsy maika fa rangah
Tsy owaika izy na K.O na quoi hoy ingahy amin'ny amiko ah
Taleo ny ho antifanahy zany aloh mojy
Tairo ampireheto aho
Tsy takona izy na fohy aza
Fa avo loatra ny tandrok'osy
Tsy tratra iry raha mitohy letsy zao
Fa enjeho aho raha ny bwyjsc aloko hozy
Glady ny trakony nampirinao
Tsy maty raha hoe hosemporinao
Kely fa pilo mandoro ny afo be miotrika ao anaty fony ao leka ah
Tsy takona izy na fohy aza
Tsy tratra izy raha mitohy izao
Manaka-danitra ny tandroka
Misikina raha anejika aloka
Ty mason'ny efa miaritra
Zay ny maha, zay maha Mason'Aloka
DAGOH (BLACK COTTON)
Mentale kely fa dadany
Vakiana amin'ny tavany
Zay ny mba lova navelan'ny razany
Akoatran'ny molotra mainty sy rima mafotaka aloakan'ny vavany
OSAM ny havany
Mokona zoky ny ao isakarazany
Aleony mijanona mazana fa tsy andevozin'ny anara-malazany
Kely rangah
Io hoah tsy miankina amin'ny insta
Raha resaka RAP na resaka wa
Tsy vantana be fa fanahy
Tonga teto tanam-polo (zay)
Tonga tony ioikscw de nandoro (zay)
Zarika tany ny kiofa de may Babylone sy izao tontolo
Tonga niompy vorondolo, niompy kalanoro anaty rap gasy (yeah)
Tonga avy any Antarandolo de tsy miala tsony anaty nofy ratsy (nao)
Io ny masonao koboy (yeka)
Lalana mbola mitohy (negga)
Reo ny bôna nay fohy tononkira.serasera.org
Rap nay henoy
Ny riquess nonoy
Yeeaaah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mason'Aloka 301 MadagascariensisVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fran301
Daty : 30/06/2026 08:56