mba lazao (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy toetra ratsiko , tsy zakanao
tonga dia lazao
Raha mbola yxlwal tsy ampy ireo porofom-pitiavako
tonga dia lazao
Faniriako anie ny hafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia
tononkira.serasera.org Mba lazao tonga dia lazao
jgrj raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
qhwbm ’lay teninao tamin’izay
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia
Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao
tonga dia lazao
Raha mbola yxlwal tsy ampy ireo porofom-pitiavako
tonga dia lazao
Faniriako anie ny hafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia
tononkira.serasera.org Mba lazao tonga dia lazao
jgrj raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
qhwbm ’lay teninao tamin’izay
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia
Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao
--------
Rohy:
