mba lazao (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy toetra ratsiko , tsy zakanao
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako
tonga rjqh dia lazao

Faniriako anie ny hafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia

                 Mba lazao tonga dia lazao
    tononkira.serasera.org              raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
                 ’lay teninao tamin’izay
                  hoe isika hikambana ho iray
cagi                 qockqdi  hiaraka ho doria fa samy tia

Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Marion
Visites : 8783
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/09/2006 19:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365