mba lazao (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy toetra ratsiko , tsy zakanao
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako
tonga dia lazao
Faniriako anie vyqncdel ny hafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia
sfgqcdk Mba lazao tonga dia lazao
raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
tyvzshxc ’lay teninao tamin’izay
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia
Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena tononkira.serasera.org izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako
tonga dia lazao
Faniriako anie vyqncdel ny hafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia
sfgqcdk Mba lazao tonga dia lazao
raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
tyvzshxc ’lay teninao tamin’izay
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia
Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena tononkira.serasera.org izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao
--------
Link:
