SOAVALY VY (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SOAVALY VY
Ento hanaraka anao aho, ry Soavaly Vy
Ento hanaraka anao aho hanenjika tononkira.serasera.org iry vodilanitra iry
Ny feonao mitretrena, manainga sy mitaona
Tsy mahatombina mihitsy aho rehefa injay isika ka mba tafahoana
Miaraka aminao tsy very mandeha sady tsy manirery
Miaraka aminao Tsy lavitra ny any fa tongako irery
Soavaly vy ! Soavaly vy !
Saovaly vy miraondraona no sady masiaka fijery e !
Soavaly vy ! Soavaly vy !
N’ditratitranao, n’setrasetranao, zah koa mba kqzctaq mankafy
------------------
Hiaraka aminao aho, ry Soavaly Vy
Hiaraka aminao aho, hamangivangy ‘lay malalako ary
Izy efa sasa-miandry e ! Izy koa mpankafy !
Hiaraka hitety hanenjika ipzu iry vodilanitra iry !

Saovaly cmosqvy vy miraondraona no sady masiaka fijery e !
Soavaly vy ! Soavaly vy !
N’ditratitranao, n’setrasetranao, zah koa mba mankafy
_Mamy ROBINSON_ (19/03/2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamy RobinsonHits : 1059
Likes : 0 Like
Created by : Mattox
Date : 31/10/2019 18:31