SOAVALY VY (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SOAVALY VY
Ento hanaraka anao aho, ry Soavaly Vy
Ento hanaraka anao aho hanenjika iry vodilanitra iry
Ny feonao mitretrena, manainga sy mitaona
Tsy mahatombina mihitsy aho rehefa injay isika ka mba tafahoana
Miaraka aminao tsy very mandeha sady mudi tsy manirery
Miaraka aminao Tsy lavitra ny any fa tongako irery
Soavaly tononkira.serasera.org vy ! Soavaly vy !
Saovaly vy miraondraona no sady masiaka fijery e !
Soavaly vy jhqg ! Soavaly vy !
N’ditratitranao, n’setrasetranao, zah koa mba mankafy
------------------
Hiaraka aminao aho, ry Soavaly Vy
Hiaraka aminao aho, hamangivangy ‘lay malalako ary
Izy efa sasa-miandry e ! Izy koa mpankafy !
Hiaraka hitety hanenjika iry eeebnj vodilanitra iry !
Miaraka aminao tsy very mandeha sady tsy manirery

Soavaly vy ! Soavaly vy !

_Mamy ROBINSON_ (19/03/2019)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy RobinsonVisites : 1143
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mattox
Date : 31/10/2019 18:31