NY TSIKINAO (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TSIKINAO (Feat. Faniry Raelison)

Faniry :     Iny lalako iny matetika lalanao koa
            Nanjary azo sary an-tsaina ilay endrikao

            Mamy :   Ry mpandalo feno ankamantatra, tiako ho fantatra
                 Novalianao tsikitsiky ny arahabako

        M+F' :    Nanjary tafaresaka matetika izaho sy ianao
                              Ny làlanao, ny làlanao, Hay làlako

    Ref :  Ny tsikinao hafa loatra e !
     Ny feo malefakao nambabo ahy       (2)
     Ny angolangolanao, Oay ! Kanto loatra e !
     Satriko ho feno anao ny làlako
                                                

  - - - - - - -  - - - - - -  musique : B x 2 - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

       A : - - - - - - - - - - - - - -
      A' : - - - - - - - - - - - - - -
  A'' : -- - - - - - - - - - - - -

  Ref' :  Ny tsikinao hafa loatra e !
           Ny feo malefakao nambabo ahy                                   (2)
           Satriko hiantso anao hoe Malala na silaky ny aiko
           Ka raiso aho aza lavinao fa TIAKO IANAO  ………………….

             B' : Ny tsikinao hafa ........

    B'' :     NY TSIKINAO !
                Ny tsikinao, ny tsikinao no nahababo ahy !
                  NY TSIKINAO !
Tsikinao, iriko mba ho ahy !
               NY TSIKINAO !
                Ny tsikitsikinao, ny tsikitsikinao aoka ho ahy !
                  NY TSIKINAO !
     Eh ! eh ! eh ! tsiky itiavako anao !

_Mamy ROBINSON_
--------
Rohy:
Hevitra
mattox ( 19/05/2023 08:35)
https://www.youtube.com/watch?v=rSn9H4BKfOw
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Robinson
Vangy : 858
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1534