NY TSIKINAO (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TSIKINAO (Feat. Faniry Raelison)

Faniry : Iny lalako iny matetika lalanao koa
Nanjary azo sary an-tsaina ilay endrikao

Mamy : Ry mpandalo feno ankamantatra, tiako ho fantatra
Novalianao tsikitsiky ny arahabako

M+F' : Nanjary tafaresaka matetika izaho sy ianao
Ny làlanao, ny làlanao, Hay làlako

Ref : Ny tsikinao hafa loatra e !
Ny feo malefakao nambabo ahy (2)
Ny angolangolanao, Oay ! Kanto loatra e !
Satriko ho feno anao ny làlako


- - - - - - - - - - - - - musique : B x 2 - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

A : - - - - - - - - - - - - - -
A' : - - - - - - - - - - - - - -
A'' : -- - - - - - - - - - - - -

Ref' : Ny tsikinao hafa loatra e !
Ny feo malefakao nambabo ahy (2)
Satriko hiantso anao hoe Malala na silaky ny aiko
Ka raiso aho aza lavinao fa TIAKO IANAO ………………….

B' : Ny tsikinao hafa ........

B'' : NY TSIKINAO !
Ny tsikinao, ny tsikinao no nahababo ahy !
NY TSIKINAO !
Tsikinao, iriko mba ho ahy !
NY TSIKINAO !
Ny tsikitsikinao, ny tsikitsikinao aoka ho ahy !
NY TSIKINAO !
Eh ! eh ! eh ! tsiky itiavako anao !

_Mamy ROBINSON_
--------
Rohy:
Hevitra
mattox ( 19/05/2023 08:35)
https://www.youtube.com/watch?v=rSn9H4BKfOw
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Robinson
Vangy : 824
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727