FAHATSIAROVANA TSY NAHY (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FAHATSIAROVANA TSY BAHY


Fahatsiarovana tsy nahy
No nahatonga ity foko ahatsiahy
Ianao lasana nandao kanefa mbola an-dohako ao

Fahatsiarovana tokoa
No indro mitambesatra ao an-doha
Ianao lasana nandao kanefa mbola an-dohako ao

Izay rehetra efa natao ahatsiarovako anao
Ireo ditraditra nampihomehy, izy ireny no namehy

Fahatsiarovana tokoa,
No indro nitamberina ao an-doha
Fahatsiarovana mandalo : mbola ahatsiarovako anao


-Mamy ROBINSON_
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Robinson
Vangy : 654
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1317