FAHATSIAROVANA TSY NAHY (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org FAHATSIAROVANA TSY BAHY
Fahatsiarovana tsy nahy
No nahatonga ity foko ahatsiahy
Ianao lasana nandao gmxb kanefa mbola an-dohako ao
Fahatsiarovana tokoa
No indro mitambesatra ao an-doha
unoqxvhz Ianao lasana nandao kanefa mbola an-dohako ao
Izay rehetra efa natao ahatsiarovako anao
Ireo ditraditra roux nampihomehy, izy ireny no namehy
Fahatsiarovana tokoa,
No indro nitamberina ao an-doha
Fahatsiarovana mandalo : mbola ahatsiarovako anao
-Mamy ROBINSON_

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamy RobinsonHits : 1235
Likes : 0 Like
Created by : Mattox
Date : 06/12/2019 13:12