You are here: home > Tononkira > Mamy Robinson

ADALA BE (Mamy Robinson)

https://tononkira.serasera.org/hira/mamy-robinson/adala-be

ADALA BE

Lay Kala Jejo ty , mampide-dera fe
Misarisary zoro ampovoan'arabe
Mampitodika, manadala mpandeha
Ty hadalany mba jereo kely ange !     (2)

Rehefa misotro ialahy, aza mibontsina toa io
Miseho ho lehilahy nefa mba Tsiky dia ampytadidio
Na sambobe aza, mbola atelin'ny rano
Mahaiza miaina leitsy rehefa mamo

Tsy tsindritsindrinao ajanony any an-trano
Ny avonavonao alefaso any ho any
Mahalalà menatra, jereo ny fitondran-tena
Aleo mangiana @zay volamena

_Mamy ROBINSON_ (2001)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mamy Robinson
Mpamaky : 59
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mattox
Tamin'ny : 06/12/2019 13:12:02
ID : 12256

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo