ADALA BE (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ADALA BE
Lay Kala Jejo ty , mampide-dera fe
Misarisary zoro ampovoan'arabe
Mampitodika, manadala tononkira.serasera.org mpandeha
Ty hadalany mba jereo kely ange ! (2)
Rehefa misotro ctqjzau ialahy, aza mibontsina toa io
Miseho ho lehilahy nefa mba tadidio
Na sambobe aza, mbola atelin'ny rano
Mahaiza miaina leitsy rehefa mamo
Tsy tsindritsindrinao ajanony any rmmfz an-trano
Ny avonavonao alefaso any ho any
Mahalalà menatra, jereo ny fitondran-tena
Aleo mangiana @zay volamena
_Mamy ROBINSON_ esyohdx (2001)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamy RobinsonHits : 1510
Likes : 0 Like
Created by : Mattox
Date : 06/12/2019 13:12