Zaza Sary (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha niaraka niriorio izaho
Sy ny hgxc hafaliako
Tany lavitra any, tany an’efitra any
Fa inona no niandry ahy tany

Foana toa tsy nisy ny hafaliana
Nahare ity feo mahavariana
Zaza mitomany, zaza mitomany
Izany no nanaitra ahy tany

         Ka nijanona aho, nierikerika
       ulqqtuxj   Sanganehana aho, nitoditodika
         Oh, oh, oh, aiza re izany zazakely izany
         No avelan’ny reniny hitomany

Io trano haolo, nefa toa tsy haolo indray
Noho ity zazakely ao
Zazakely jekt iray e, toa tsy manan-dray
Narian-dreniny izay sahisahy

         Izany angamba tsy sitraponao
         Fa voatery, voatery natao
         Nefa eritrereto tononkira.serasera.org sy diniho ange
         Mba saino kely sy hevero re

MAHALEO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152