Solafaka (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solafaka, solafaka diso fihetsika
toa ila, toa ila tsy hahahetsika
solafaka, solafaka nandao ny lalan’ny marina
toa ho ela tononkira.serasera.org toa ho ela vao tafarina
Eboebo ery nitady fahafahana
fantany hono hoe ny lalana noharahina
indrisy, indrisy fa tsy niandry ela
ritra teo ny fahendrena sisa tavela
hetraketraka etsy sy eroa
hadalana tsy hary voatanisa gmarnc koa
nandosirana, nandosirany ny ray aman-dreniny o!
ny havany, tsy sasatry ny nandatsa
taloha nihomehezana raha niteny
ankehitriny tsy omby vava ilay patsa
Tara loatra,tara loatra vao tonga ny nenina
nefa ny henatra, ny henatra sarotra hafenina
koa mangina, mangina aloha rehefa oqnglhg voa
hadalana,hadalan’iza moa cswx andriamatoa?

--------
Rohy: