Solafaka (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solafaka, solafaka diso fihetsika
toa ila, toa ila tsy tononkira.serasera.org hahahetsika
solafaka, solafaka nandao ny lalan’ny marina
toa ho ela toa ho ela vao tafarina
Eboebo ery nitady fahafahana
fantany hono hoe ny lalana noharahina
indrisy, indrisy fa tsy niandry ela
ritra teo ny fahendrena sisa tavela
hetraketraka etsy sy eroa
hadalana tsy hary voatanisa koa
nandosirana, nandosirany xqmt ny ray aman-dreniny o!
ny havany, tsy sasatry ny nandatsa
taloha nihomehezana raha niteny
ankehitriny tsy ewbdbwkh omby vava ilay patsa
Tara loatra,tara loatra vao tonga ny nenina
nefa ny rlmufkpg henatra, ny henatra sarotra hafenina
koa mangina, mangina aloha rehefa voa
hadalana,hadalan’iza moa andriamatoa?

--------
Lien: