Solafaka (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solafaka, solafaka diso fihetsika
toa ila, rsahn toa ila tsy hahahetsika
solafaka, solafaka nandao ny lalan’ny marina
toa ho ela toa ho ela vao tafarina

Eboebo ery nitady fahafahana
fantany hono hoe ny lalana noharahina
indrisy, indrisy fa tsy niandry ela
ritra teo ny fahendrena sisa tavela
hetraketraka etsy wuabso sy eroa
hadalana tsy hary voatanisa koa

nandosirana, nandosirany  ny ray aman-dreniny o!
ny havany, tsy sasatry ny nandatsa
taloha nihomehezana raha niteny
ankehitriny tsy omby vava ilay patsa

Tara loatra,tara loatra vao tonga ny trakkewm nenina
nefa ny henatra, ny henatra sarotra hafenina
koa mangina, mangina aloha rehefa voa
hadalana,hadalan’iza tononkira.serasera.org moa andriamatoa?

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 8142
Likes : 0 Like
Created by : Bobly
Date : 18/02/2009 13:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423