Razazavavy (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga sahady
ny lohataona
Vadin’i razazavy
Tsy mety mdnwu tonga foana

Omaly drngghsi Alahady
Andro fiangonana
Vavak’i bvmsv razazavavy
Manao hoe miverena

Nisy nandalo tao tononkira.serasera.org an-tanàna
Nilaza an’i razavavy
Maty ny vadiny

Matin’ny fiara, fiarakodia
Tany Talatamaty
Ilay vadiny

Hatramizay, lasa fadin’ny
Taranaka, taranak’i Razazavavy
Ny mandeha fiarakodia (2)

Avelao ho tonga
Ny lohataona
Vadin’i Razazavavy
Tsy mety tonga foana (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0144