Mianatra Misintaka (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maika iny ianao hisonia bokim-panjakana
Anefa exol toa tsy andry ny andro azo hialana
Eny tononkira.serasera.org efa izany angamba no niombonana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana
Izay naleha rehetra anefa tsy nahitana
Eny efa sitrakao ny namitaka
Nahatsiaro resy izay ggrwnhmw vao nahita ny ngidiny
Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny
Eny efa sitrakao ny nisitaka
Ô ralala sxcqm ô ralala lala ô, (2)
Toa tantsambo irery nilaozan-tsakaiza
Ka na tafita aza anefa mba ho hatraiza
Eny efa sarotra ny lalana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Anefa exol toa tsy andry ny andro azo hialana
Eny tononkira.serasera.org efa izany angamba no niombonana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana
Izay naleha rehetra anefa tsy nahitana
Eny efa sitrakao ny namitaka
Nahatsiaro resy izay ggrwnhmw vao nahita ny ngidiny
Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny
Eny efa sitrakao ny nisitaka
Ô ralala sxcqm ô ralala lala ô, (2)
Toa tantsambo irery nilaozan-tsakaiza
Ka na tafita aza anefa mba ho hatraiza
Eny efa sarotra ny lalana
Ô ralala ô ralala lala ô, (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 11377
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/09/2002 13:03
