Ianao (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no rlhvnhvz nofidiko re rahavana omeko aymrds fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana ,
Mitoloko izy ireo ka aza lavina

Ianao no nofidiko hgcb re rahavana nomeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto
Tanana mitoloko izy ireo ka aza lavina

Atolotro ho anao ho anao irery
Hataka iany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosika aho raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara

Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo fa aza lavina
Atolotro ho anao  ho anao tononkira.serasera.org irery
Hataka iany anefa fa tsy an-tery

Aza atositokika aho raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mahaleo
Visites : 3533
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Paysans
Date : 25/11/2019 23:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324