Ianao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no gjhwyerh nofidiko re rahavana omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana ,
Mitoloko izy ireo ka aza lavina
Ianao no nofidiko re rahavana nomeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto
Tanana mitoloko izy ireo ka aza lavina
Atolotro ho anao uijshblo ho anao irery
Hataka iany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosika aho raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo fa aza lavina
Atolotro ho anao ho anao irery
Hataka tononkira.serasera.org iany anefa fa tsy an-tery
Aza atositokika aho raha secmvy tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
Jereo ka mba raiso ireto tanana ,
Mitoloko izy ireo ka aza lavina
Ianao no nofidiko re rahavana nomeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto
Tanana mitoloko izy ireo ka aza lavina
Atolotro ho anao uijshblo ho anao irery
Hataka iany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosika aho raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo fa aza lavina
Atolotro ho anao ho anao irery
Hataka tononkira.serasera.org iany anefa fa tsy an-tery
Aza atositokika aho raha secmvy tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
--------
Link:
