Ianao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nofidiko sslqjz re rahavana omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana ,
Mitoloko izy ireo ka jaoz aza lavina
Ianao no nofidiko re rahavana nomeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto
Tanana mitoloko izy tononkira.serasera.org ireo ka aza lavina
Atolotro ho anao ho anao irery
Hataka iany anefa fa tsy an-tery
Aza atositosika aho raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo fa aza lavina
Atolotro ho anao ho anao irery
Hataka iany anefa fa tsy an-tery
Aza atositokika aho horjw raha tsy anjara

--------
Rohy: