Ianao (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko pnijnz fitiavana
Jereo ka mba raiso rnwlz ireto tanana
Mitoloko izy tononkira.serasera.org ireo k’aza lavina

Atolotro anao e, ho anao irery
Hataka ihany anefa aukdwue fa tsy an-tery
Aza atositosikao raha tsy anjara
Adinoy fotsiny iny fa tantara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 23170
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Norosoa Haja
Daty : 17/12/2001 07:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4466