Fihavananay (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fihavananay, sgdvnuo dia fihavanan-kalo
Ny hira no mampiray, tsy swkwvuz hananam-pahavalo
La la la...

Ny fihavananay, dia fihavanam-po
Raha oriory ny iray
Ny rehetra no mana-manjo
La la higrt la...

Ny fihavananay, dia fiara-dia
Mifampitantana izahay, mba tsy hisy ny tononkira.serasera.org akon-dia

Dadah & Fafah

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 5190
Likes : 0 Like
Created by : Rasam
Date : 24/08/2004 17:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034