Efa ela (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela aho no niandry izao fotona izao
Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho
Zava-poana e, ny miaina
Maizin-dàlana aho raha toa ka tsy eo ianao

Efa ela aho no naniry ny tànanao
Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao
Zava-poana e, ny miaina
Zovy kyafbxxz no hantenaina raha tsy eo ianao

Ao avokoa ireo mety hampisaraka,
Ao avokoa ireo tononkira.serasera.org mety hampivarina
Ny fitia izay niombonana

Efa ela aho no nikasa hiaraka aminao
Adinoy nrtid anio ny lasa raha vitanao
Zava-poana ny rehetra
Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao

Efa ela loatra izao mba matokia
Aiza ldvybiuk re ny lalanao mba hiaradia
N’aiza n'aiza alehantsika
Hiara-hifampitantana izao sy ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mahaleo
Visites : 17415
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/10/2001 04:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0151