Asio Siramamy (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy misy atao aho
Mahatsiaro anao aho
Ianao milalao
Ianao mampilalao ahy
Tebitebin-tsaina
No hoentiko miaina
Ary toa mangaina
Verivery saina
Fafao ny alahelo, fafao ny ranomaso
oyeclcg Tsy vitan’ny tomany ny onjan’ny tononkira.serasera.org akaso
rjcjj Atanjaho ny saina, atanjaho ny loha
Fa ho avy ny maraina
Ho tonga koa rmshk ny soa
Aza mora taitra
Raha tojo ny mafaitra
Asio siramamy
Asio siramamy
MAHALEO
Mahatsiaro anao aho
Ianao milalao
Ianao mampilalao ahy
Tebitebin-tsaina
No hoentiko miaina
Ary toa mangaina
Verivery saina
Fafao ny alahelo, fafao ny ranomaso
oyeclcg Tsy vitan’ny tomany ny onjan’ny tononkira.serasera.org akaso
rjcjj Atanjaho ny saina, atanjaho ny loha
Fa ho avy ny maraina
Ho tonga koa rmshk ny soa
Aza mora taitra
Raha tojo ny mafaitra
Asio siramamy
Asio siramamy
MAHALEO
--------
Rohy:
