Asio Siramamy (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy misy atao aho
Mahatsiaro anao aho
Ianao milalao
Ianao mampilalao ahy
Tebitebin-tsaina
No hoentiko miaina
Ary toa mangaina
Verivery saina
Fafao ny alahelo, fafao ny ranomaso
ubdufdvx qyelrkk Tsy vitan’ny tomany ny onjan’ny akaso
vlem Atanjaho ny saina, atanjaho ny loha
Fa ho avy ny maraina
Ho tonga koa ny soa
Aza mora taitra
Raha tojo ny mafaitra
Asio tononkira.serasera.org siramamy
Asio siramamy
MAHALEO
Mahatsiaro anao aho
Ianao milalao
Ianao mampilalao ahy
Tebitebin-tsaina
No hoentiko miaina
Ary toa mangaina
Verivery saina
Fafao ny alahelo, fafao ny ranomaso
ubdufdvx qyelrkk Tsy vitan’ny tomany ny onjan’ny akaso
vlem Atanjaho ny saina, atanjaho ny loha
Fa ho avy ny maraina
Ho tonga koa ny soa
Aza mora taitra
Raha tojo ny mafaitra
Asio tononkira.serasera.org siramamy
Asio siramamy
MAHALEO
--------
Lien:
