Asio Siramamy (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy misy kllcjop atao aho
Mahatsiaro anao aho
Ianao milalao
Ianao mampilalao ahy
Tebitebin-tsaina
No hoentiko miaina
Ary toa mangaina
Verivery saina
Fafao ny alahelo, fafao ny ranomaso
tononkira.serasera.org Tsy vitan’ny tomany xabdhisf ny onjan’ny akaso
yrae Atanjaho ny saina, atanjaho ny loha
Fa ho avy ny maraina
Ho tonga koa ny soa
Aza mora taitra
Raha tojo ny mafaitra
Asio siramamy
Asio siramamy
MAHALEO
Mahatsiaro anao aho
Ianao milalao
Ianao mampilalao ahy
Tebitebin-tsaina
No hoentiko miaina
Ary toa mangaina
Verivery saina
Fafao ny alahelo, fafao ny ranomaso
tononkira.serasera.org Tsy vitan’ny tomany xabdhisf ny onjan’ny akaso
yrae Atanjaho ny saina, atanjaho ny loha
Fa ho avy ny maraina
Ho tonga koa ny soa
Aza mora taitra
Raha tojo ny mafaitra
Asio siramamy
Asio siramamy
MAHALEO
--------
Rohy:
