Aomby (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy e! kilalao ankinafina an-tampon-tanety
Hiaraka aminay izahay nitsaotsaoka
Bibilava any anaty fataka tsy azonareo fa izahay mahay manafody manampina mason’ ny tononkira.serasera.org zana-bahoaka
Entinay ny zanak’ombinareo a! (3)
Aman-jato sy arivo entinay any amin’ny Vazaha be manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay dia handeha hangata-bady any avara-tanana fa ny ampela any dia tia manam-bola
Rehefa rhpfvrgw mahazo vola izahay dia uzhkig handeha hividy tapany qtgf maintso
Any amin’ny fivarotana disque congo masombika e!
Nisy miaramila nilanja basy
Basy navoakan’ny fanjakana
Nanenjika anay teny antampon-tanety a!
Notifiriny ireo namanay a! (3)
Ka maty tamin’izany RABEKOBAY a! (2)
DAMA

--------
Rohy: