Aomby (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy e! kilalao ankinafina an-tampon-tanety
Hiaraka aminay izahay nitsaotsaoka
Bibilava any anaty fataka tsy azonareo fa izahay mahay manafody manampina mason’ ny zana-bahoaka
Entinay ny zanak’ombinareo a! (3)
Aman-jato sy arivo entinay any amin’ny Vazaha be manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay dia handeha hangata-bady any avara-tanana fa ny ampela any dia tia sxlflo manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay dia handeha hividy tapany maintso
Any amin’ny fivarotana tononkira.serasera.org disque congo masombika e!
Nisy xjvfg miaramila nilanja basy
Basy navoakan’ny fanjakana
Nanenjika anay teny antampon-tanety a!
Notifiriny ireo namanay a! (3)
Ka maty tamin’izany svrnkj RABEKOBAY a! (2)
DAMA

--------
Link: