Ila (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitaratra mitsilo tononkira.serasera.org ny ety an tany ny masoandro
Manazava ny fiainan’ny rehetra hrjymjj eny isan’andro
Izay tandrifiko anefa malok’ila toa mikombona
Ka zary ny fiainako rehetra no manjombona
Somambisambin-diavolana no mba namako
Manasaka izay uuexqqgf rehetra mavesatra ampela-tanako
Ny rivotra mitsoka toa mitondra fahoriana
Ny mason’ny alina mampanembon’ olon-tiana
Mbola manamafy fò aho fa ho tafarina
Atsy ho atsy no andrandraiko ilay fiadanako marina
Hivavaka mangina aho hangataka aminao ry Ray
Asa koa ny vavaka ataoko raha mety ho voaray
Sento gkyv lava no iainako toa tsy ho rava ny taranaiko
Hiezaka aho ny handresy ireo rehetra ireo
Hanafoanako toreo
Ka ny finoana dia ny ho valim-panantenako avy eo
Miangatra ny vintana ka tsisy fahasambarana
Zay kely mba nomeny ahy dia indrisy nosomparana
Ny anjara antenaina toa tsy manarangarana
Ilay ila izay manakona ahy rahoviana vao hifarana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lucien RandrianinaVisites : 359
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SitrakA1702
Date : 29/06/2025 07:28