You are here: home > Tononkira > Lova Mamisoa

Veloma ny fahazazana (Lova Mamisoa)

Refrain :
Dia manao veloma ny fahazazàna
Fa ho avy ilay hatanorana (x2)

Ilay kasokaso-kapoaka kilalao fahiny
Lasa niova izany ankehitriny (x2)
Lasa eny anjaridaina ilay kasokaso-kapoaka
Eny no mifanao fotoana mifampilalao soaka(x2)

Refrain :
Dia mTsiky dia ampyanao veloma ny fahazazàna
Fa ho avy ilay hatanorana (x2)

Dia efa samy mankafy rehefa eny anjaridaina
Tsy noana fa voky fitia falifaly ny saina (x2)

Refrain :
Dia manao veloma ny fahazazàna
Fa ho avy ilay hatanorana (x2)

(Solo)
Refrain

AC : Lova Mamisoa
Angorodao : Yvon

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lova Mamisoa
Mpamaky : 1062
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gasy22
Tamin'ny : 08/04/2014 12:33:07
ID : 6519

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo