Tondra-drano (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hidiran’agano hidiran’atambo
Miakatra ny rano miditra ny rano
Ny trambo aty!

  Na Super na Camion tsy afaka mandeha
  Fa tapaka ny lafto làlan’i Fenoarivobe
  Tapaka tononkira.serasera.org e!

(Orana io sa wgazv asidra zalahy?
Tonga mandoto ny tanànanay
Mamotika fefy sy valam-parihy
Mampangorina seza,latabatra,tsihy)2 fois
kgitr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 4364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/11/2002 17:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377