Soa ny manan-kavana (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ary metimety ro ny manan-kavana Raha manam-bola mana-taratasy
Ary manan’omby ary manan-kena
Manan-tanimbary manam-pitafiana
Tsa misy tahakin’ny mana-kavana e
Nilefalefa rafokonolona fa tonga ny vazaha sonagaly eee
Raha metimety ro ny manam-piara
Ary manam-piara tsy mba mety tara
Ary manam-piara mahita vady
Ary manam-bady matory tsara
Tsa misy tahakin’ny manam-piara e
Nilefalefa rafokonolona fa tonga ny vazaha sonagaly eee
Ary metimety ro ny manam-basy
Ary manam-basy manan-kery
Manan-kery mana-tany
Manan-tany mana-panjakana
Fa manan-tsoa ary mana-kavana e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 3760
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bhiaulat
Daty : 25/02/2009 09:42