You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Ry olona (LES JUVES)

https://tononkira.serasera.org/hira/les-juves/ry-olona

(1)-Ry olona ,manatrik'eto izao
No ilazanay vaoavao mahafaly re
Indro teraka Imanoela
Dia Ilay mpamonjy na hoe Mesia


   Fiverenana:
           Mifalia sy miravoravoa
           Tra-pamonjena hianao
           AsandraTsiky dia ampyto re ny hoby
           Hoan'Andriamanitra


(2)-Ry olona,mandre izao hira izao
No ilazanay vaovao tena marina
Indro teraka ilay mpamonjy
Teraka ampoko sy amponao



          Ambatobe vavatenina
Le 28 novembre 2019
A 17h 55mib
FEO: =Jesosy o

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 67
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 02/12/2019 08:41:40
ID : 12238

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo