Mivadi-badika ambony ambany (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1)- Mivadi-badika ambony ambany x2
Ny fiainana eto ambony tany
Mivadi-badika ambony ambany X2
Ny fomba ataon'ny kristiana
Misy ireo vita batisa sy mpandray fanasan'ny Tompo
Diakona mpitory teny ,Mivony magno tsaboraha

Refrain:
Tanora hianao ooo,zatovo hianao ooo
Tanora hianao ooo aza variana @Jiromena

Rayamandreny hianao ooo,Tangalamena aaa
Rayamandreny hianao ooo aza variana @ tsaboraha


(2)- Hianareo zay kristiana x2
Aoka re mba ho fitaratra
Ka handa fanompoan-tsampy x2
Fa hanaraka an'Andriamanitra
Misy ireo havanao tonga ao antranonao magnasa magnary kaka
Lazao filazantsara


LES JUVES
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LES JUVES
Vangy : 669
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 27/11/2019 23:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741