You are here: home > Tononkira > Les Adeline

Mpamaly ny natao (Les Adeline)

Jehovah Andriamanitra
mpamaly ny natao ô
mpamaly ny natao
mamirapirata

Jehovah Andriamanitra
mpamaly ny natao ô
mpamaly ny natao
misandrata

An an an
An an an
Ou an an

Famonjena azoko
fitahiana azoko
ninoninona azoko
dia hiravoravo aho

Nairina tokoa
maizina ny androko
ninoninona diaviko e!
dia hiravoravo aho

Famonjena azoko
fitahiana azoko e!
ninoninona azoko e!
dia hiravoravTsiky dia ampyo aho

Nairina tokoa
maizina ny androko
ninoninona diaviko e!
dia hiravoravo aho

An an an
An an an
ou ou ou

Famonjena azoko
fitahiana azoko
ninoninona azoko
dia hiravoravo aho

Famonjena azoko
fitahiana azoko
ninoninona azoko
dia hiravoravo aho

Jehovah Andriamanitra
mpamaly ny natao ô
mpamaly ny natao
mamirapirata

Jehovah Andriamanitra
mpamaly ny natao ô
mpamaly ny natao
misandrata

An an an
An an an

Mpihira : Les Adeline
Mpamaky : 67
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : naina.ifh73
Tamin'ny : 28/07/2022 17:40:54
ID : 14410

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo