OMEO HERY (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! ry Tompo ity ny zanakao
Mila ho solafaka tafasaraka Aminao
Tolory ahy ny famojena am-pelatananao
Omeo hery aho fa hanao ny asanao
REF :
Vatolampy sy fahazavan’ny lalako Ianao
Ka aza manafina ny tavanao amiko
Aza manary na mahafoy ahy Ianao
Omeo hery aho fa hanao ny asanao
Andriamanitra ô! tononkira.serasera.org ry Tompo mljgyev ity mpanomponao iray
Izay nomenao ny famonjena tamin’ny tmnsoaz ran’ny Zanakao
Afaka aho ankehitriny mangataka aho ry Ray
Omeo ahy ny herinao hitoriako wihcv ny asanao
A/C : Group MIHARY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lehilahy FLMAKVisites : 1108
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 26/01/2023 10:14