MPIANDRY ONDRY (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpiandry ondry vgyse izay mitoetra ao antsaha
Raha vao nandre ny feo nambaran'ny Anjely
hoé "Nomenana anareo anie zudi ilay Kristy tononkira.serasera.org Jesô"
Nihoby sy nifaly, nankalaza Azy
REF :
Voninahitra anie hoan'Andriamanitra
Fiadanana hoan'ny olony
Dera sy laza soa no asandratray Anao
Omeo Voninahitra ny Tompo Mpanjakanao
Nisy olon-kendry izay avy antsinana
Niankohoka Azy koa nankalaza ny Tsitoha
Zava-manitra sy miora sy volamena koa
Natolony hoan'ny Tompo, fanati-tsitrapo
A/C : ihvar group MIHARY
Raha vao nandre ny feo nambaran'ny Anjely
hoé "Nomenana anareo anie zudi ilay Kristy tononkira.serasera.org Jesô"
Nihoby sy nifaly, nankalaza Azy
REF :
Voninahitra anie hoan'Andriamanitra
Fiadanana hoan'ny olony
Dera sy laza soa no asandratray Anao
Omeo Voninahitra ny Tompo Mpanjakanao
Nisy olon-kendry izay avy antsinana
Niankohoka Azy koa nankalaza ny Tsitoha
Zava-manitra sy miora sy volamena koa
Natolony hoan'ny Tompo, fanati-tsitrapo
A/C : ihvar group MIHARY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAKVangy : 841
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 26/01/2023 10:16
