Jesô tia ny Fanahiko (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Jesoa tia ny fanahiko
tononkira.serasera.org Tompo soa mpamela heloka
sy mpanolokolo fo tokoa
zavatra rehetra eo dhlidplc amiko
(miverina and1)
ref:
Tretrika aho manana Anao
soa mahafa-po Ianao (Jesô)
toky hery sy sakaizako
zavatra rehetra eo amiko (Jesô)
(miverina ref)
2- Fifalian'ny nofo foana moa?
sa ny fifalian'ny usmrfh saiko koa
na ny rehak'izao tany izao
tsy hamoizako Anao Jesoa
(miverina and2)
ref:
Tretrika aho manana Anao
soa mahafa-po Ianao (Jesoa)
toky hery mpdbghr sy sakaizako
zavatra rehetra eo amiko (Jesoa)
(miverina ref)
tononkira.serasera.org Tompo soa mpamela heloka
sy mpanolokolo fo tokoa
zavatra rehetra eo dhlidplc amiko
(miverina and1)
ref:
Tretrika aho manana Anao
soa mahafa-po Ianao (Jesô)
toky hery sy sakaizako
zavatra rehetra eo amiko (Jesô)
(miverina ref)
2- Fifalian'ny nofo foana moa?
sa ny fifalian'ny usmrfh saiko koa
na ny rehak'izao tany izao
tsy hamoizako Anao Jesoa
(miverina and2)
ref:
Tretrika aho manana Anao
soa mahafa-po Ianao (Jesoa)
toky hery mpdbghr sy sakaizako
zavatra rehetra eo amiko (Jesoa)
(miverina ref)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAKVangy : 381
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 13/02/2025 14:10
