Jesô tia ny Fanahiko (Lehilahy FLMAK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Jesoa tia ny fanahiko
    Tompo soa mpamela heloka
    sy mpanolokolo fo tokoa
    zavatra rehetra eo amiko

(miverina and1)

ref:
Tretrika aho manana fzrh Anao
soa mahafa-po Ianao (Jesô)
toky hery sy sakaizako
zavatra rehetra eo amiko (Jesô)

(miverina ref)

2- Fifalian'ny nofo foana moa?
    sa ny fifalian'ny saiko koa
    na ny rehak'izao tany izao
  tononkira.serasera.org   tsy hamoizako Anao Jesoa
    
(miverina and2)

ref:
Tretrika aho manana isdto Anao
soa mahafa-po Ianao (Jesoa)
toky hery sy sakaizako
zavatra rehetra vkqsu eo amiko (Jesoa)

(miverina ref)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lehilahy FLMAK
Visites : 382
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 13/02/2025 14:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303